Teny iditra | 1 iray petsapetsa |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana olona iray foko olona miray tetika |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] of the same social level; united |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] au même niveau de la société |
Ohatra |
6 [2.471] Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: |
Singan-teny | 7 iray, petsapetsa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |